Job 27:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampianatra anareo ny amin’ny tanan’Andriamanitra aho ary tsy hanafenako anareo ny hevitry ny Tsitoha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotoroako ny fitondran’Andriamanitra ianareo, ary tsy hanafenako ny hevitry ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampiseho anareo ny asan-tanan’Andriamanitra aho, ary tsy hanafina ihany koa ny hevitr’ilay Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Hampianatra anareo ny amin'ny tànan'Andriamanitra aho, ary tsy hisorona anareo aho ny amin'ny hevitry ny Tsitoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampianatra anareo ny amin’ny tanan’Andriamanitra aho ary tsy hanafenako anareo ny hevitry ny Tsitoha.
malagasy
Hampianatra anareo ny amin'ny tànan'Andriamanitra aho, ary tsy hisorona anareo aho ny amin'ny hevitry ny Tsitoha.