Job 27:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo ianareo rehetra dia samy efa nahita izany; koa nahoana ianareo no mandany andro amin’ny hevi-poana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenanareo rehetra aza no efa nahita maso izany! Ka ahoana ianareo no mandahandahatra foana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria efa tsapanareo rehetra izany, koa nahoana no miteniteny foana ianareo?
Malagasy Bible 1865
Indreo, ianareo rehetra samy efa nahita izany; Koa nahoana ianareo no manao hevi-poana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo ianareo rehetra dia samy efa nahita izany; koa nahoana ianareo no mandany andro amin’ny hevi-poana?
malagasy
Indreo, ianareo rehetra samy efa nahita izany; Koa nahoana ianareo no manao hevi-poana?