Job 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anjaran’ny ratsy fanahy avy amin’Andriamanitra sy lovan’ny mpampihorohoro raisiny avy amin’ny Tsitoha:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anjara natokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy, sy lova azon’ny mpanao an-keriny, avy amin’ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no anjara natokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy sy lova atolotr’ilay Tsitoha ho an’ny olon-dozabe:
Malagasy Bible 1865
Izao no anjaran'ny ratsy fanahy avy amin'Andriamanitra, sy lovan'ny lozabe raisiny avy amin'ny Tsitoha:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anjaran’ny ratsy fanahy avy amin’Andriamanitra sy lovan’ny mpampihorohoro raisiny avy amin’ny Tsitoha:
malagasy
Izao no anjaran'ny ratsy fanahy avy amin'Andriamanitra, sy lovan'ny lozabe raisiny avy amin'ny Tsitoha: