Job 27:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ankohonany sisa dia hasitrik’i Rafahafatesana ary tsy hisaona azy ny mpitondratena navelany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa velona aoriany, hasitrika amin’ny fahafatesana, ny mpitondratenany tsy mba hitomany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay sisa velona haripaky ny pesta, ary ny mpitondratenany tsy hitomany azy.
Malagasy Bible 1865
Ny ankohonany sisa dia hasitrik'Ifahafatesana, ary tsy hisaona azy ny mpitondratenany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ankohonany sisa dia hasitrik’i Rafahafatesana ary tsy hisaona azy ny mpitondratena navelany;
malagasy
Ny ankohonany sisa dia hasitrik'Ifahafatesana, ary tsy hisaona azy ny mpitondratenany;[Na: halevina noho ny areti-mandringana]