Job 27:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao ny tranony tahaka ny an’ny lolofotsy izy ary tahaka ny trano rantsan-kazo ataon’ny mpiandry voly;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranony toy ny ataon’ny kalalao, manahaka ny trano bongo aorian’ny mpiandry tanimboaloboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mora simba ny trano aorin’ny olon-dratsy fa toy ny kitranotranon’ny mpiandry voly.
Malagasy Bible 1865
Manao ny tranony tahaka ny an'ny lolofotsy izy, ary tahaka ny trano rantsan-kazo ataon'ny mpiandry voly;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao ny tranony tahaka ny an’ny lolofotsy izy ary tahaka ny trano rantsan-kazo ataon’ny mpiandry voly;
malagasy
Manao ny tranony tahaka ny an'ny lolofotsy izy, ary tahaka ny trano rantsan-kazo ataon'ny mpiandry voly;