Job 27:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao ihany ny harenany rehetra raha vao mandry izy, nefa nony ahirany ny masony dia tsy ao intsony ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry ny manan-karena, dia izay no farany; manokatra ny masony izy, dia maty eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola manana harembe izy, nony mandry indray maka farany; saingy tsy eo intsony ireny rehefa mihiratra ny masony.
Malagasy Bible 1865
Ao avokoa ihany ny hareny, raha vao mandry izy; Nefa nony ahirany ny masony, dia tsy ao intsony ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao ihany ny harenany rehetra raha vao mandry izy, nefa nony ahirany ny masony dia tsy ao intsony ireny.
malagasy
Ao avokoa ihany ny hareny, raha vao mandry izy; Nefa nony ahirany ny masony, dia tsy ao intsony ireny.