Job 27:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha velona koa Andriamanitra izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny sy ny Tsitoha izay efa nampangidy ny aiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’Andriamanitra velona izay mandà tsy hanome rariny ahy, amin’ny Tsitoha izay mameno zava-mangidy ny aiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona Andriamanitra Izay tsy manome rariny ahy, velona ilay Tsitoha Izay mameno ahy fahoriana mangidy ka manao izao fianianana izao aho:
Malagasy Bible 1865
Raha velona koa Andriamanitra, Izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny, sy ny Tsitoha, Izay efa nampangidy ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha velona koa Andriamanitra izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny sy ny Tsitoha izay efa nampangidy ny aiko,
malagasy
Raha velona koa Andriamanitra, Izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny, sy ny Tsitoha, Izay efa nampangidy ny aiko.