Job 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatratra azy tahaka ny riaka ny fampahatahorana; nony alina dia paohin’ny tafio-drivotra izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saforan’ny fampahatahorana toy ny rano be izy; paohin’ny tafio-drivotra mamatonalina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamely azy toy ny riaka ny horohoro, ary indray alina no ipaohan’ny tadio azy.
Malagasy Bible 1865
Ny fampahatahorana mahatratra azy tahaka ny riaka: Nony alina paohin'ny tafio-drivotra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatratra azy tahaka ny riaka ny fampahatahorana; nony alina dia paohin’ny tafio-drivotra izy;
malagasy
Ny fampahatahorana mahatratra azy tahaka ny riaka: Nony alina paohin'ny tafio-drivotra izy;