Job 27:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manainga azy sy mahalasa azy ny rivotra avy any atsinanana ka mipaoka azy hiala amin’ny fitoerany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ongoahan’ny rivotra avy any atsinanana izy, dia tsy hita, fa tsoahany an-keriny eo amin’ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indaosin’ny rivotra avy any atsinanana izy, ka ongotany mafy hiala amin’ny toerany.
Malagasy Bible 1865
Ny rivotra avy any atsinanana mampiainga sy mahalasa azy ka mipaoka azy hiala amin'ny fitoerany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manainga azy sy mahalasa azy ny rivotra avy any atsinanana ka mipaoka azy hiala amin’ny fitoerany;
malagasy
Ny rivotra avy any atsinanana mampiainga sy mahalasa azy ka mipaoka azy hiala amin'ny fitoerany;