Job 27:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
asian’ny olona ny tsipìka izy ka tsy iantrany, dia voatery mandositra ho afaka amin’ny tanany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fafazan’Andriamanitra ny zana-tsipìkany, tsy ananany antra izy; Ka taitra mandositra tsy ho tratry ny tanany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asian’io rivotra io tsy ananany antra izy ka voatery mandositra ny fisafoahany.
Malagasy Bible 1865
Asian 'Andriamanitra izy ka tsy iantrany, ary mandositra dia mandositra ho afaka amin'ny tànany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
asian’ny olona ny tsipìka izy ka tsy iantrany, dia voatery mandositra ho afaka amin’ny tanany izy.
malagasy
Asian'Andriamanitra izy ka tsy iantrany, ary mandositra dia mandositra ho afaka amin'ny tànany izy;[Heb. Torahan', na Tifirin']Tehafin'ny olona tanana izy sady isitrisirany ka ampialainy amin'ny fonenany.[Na: Ary ny miray monina aminy aza misitrisitra azy]