Job 27:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tehafin’ny olona tanana izy sady isiafany ka ampialainy amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
itehafan’ny olona izy, avy eo an-trano nitoerany, dia anakorana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitehaka noho ny fahavoazany kosa ny olona sady manakora azy nandao fonenana.
Malagasy Bible 1865
Tehafin'ny olona tanana izy sady isitrisirany ka ampialainy amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tehafin’ny olona tanana izy sady isiafany ka ampialainy amin’ny fonenany.
malagasy
Tehafin'ny olona tanana izy sady isitrisirany ka ampialainy amin'ny fonenany.[Na: Ary ny miray monina aminy aza misitrisitra azy]