Job 27:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan’ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavitra ahy ny hihevitra ny anareo ho marina, fa hiaro ny tsy fananako tsiny aho mandra-pahatapitry ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sanatria amiko ny hihevitra fa manana ny marina ianareo! Hizingiziniko mandra-pahafatiko kosa fa tsy manan-tsiny ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan'ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan’ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.
malagasy
Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan'ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.