Job 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko; ny foko dia tsy manome tsiny ahy akory na dia ny amin’ny androko iray monja aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanomboka nanamarina ny tenako aho, tsy hitsahatra amin’izany, tsy misy androko anomezan’ny foko tsiny ahy na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazoniko mafy ny fahamarinako ka tsy havelako hiala: Mandry ny eritreritro ka tsy misy hampahamenatra ahy akory na dia ny amin’ny androko iray monja aza.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko; Ny foko tsy manome tsiny ahy akory na dia ny amin'ny androko iray monja aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko; ny foko dia tsy manome tsiny ahy akory na dia ny amin’ny androko iray monja aza.
malagasy
Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko; Ny foko tsy manome tsiny ahy akory na dia ny amin'ny androko iray monja aza.