Job 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho hita fa ratsy fanahy ny fahavaloko ary olon-tsy marina izay mitsangana manohitra ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fitondra olon-dratsy anie no ho anjaran’ny fahavaloko, ary anjaran’ny tsy mivavaka anie no ho an’ny mpanohitra ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjaran’ny ratsy fanahy anie no ho an’ny fahavaloko! Ary ny anjaran’ny olon-dratsy kosa no ho an’ny mpifanandrina amiko!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho hita fa ratsy fanahy ny fahavaloko, ary tsy marina izay mitsangana hanohitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho hita fa ratsy fanahy ny fahavaloko ary olon-tsy marina izay mitsangana manohitra ahy!
malagasy
Aoka ho hita fa ratsy fanahy ny fahavaloko, ary tsy marina izay mitsangana hanohitra ahy.