Job 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona no tombony antenain’ny mpihatsaravelatsihy rehefa tsoahan’Andriamanitra ny ainy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no ho fanantenan’ny tsy mivavaka, raha fongoran’Andriamanitra izy, raha alàny ny ainy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hanantena inona ireo tsy mivavaka, raha esorin’Andriamanitra ny ainy?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy,44 raha maito ny ainy, ka tsoahan'Andriamanitra ny fanahiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona no tombony antenain’ny mpihatsaravelatsihy rehefa tsoahan’Andriamanitra ny ainy?
malagasy
Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy,44 raha maito ny ainy, ka tsoahan'Andriamanitra ny fanahiny? [Na: Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy, na dia mahazo harena be aza. Raha, etc]