Job 28:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Fandringanana sy Rafahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesanay ny filazana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny ambanin’ny tany sy ny fahafatesana: ‹Filazana azy fotsiny no mba renay›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Rafahafatesana sy Rafandravana hoe: «Eny, renay siosio fotsiny ny aminy.»
Malagasy Bible 1865
Hoy Abadona sy Ifahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesany ny filazana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Fandringanana sy Rafahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesanay ny filazana azy.
malagasy
Hoy Abadona sy Ifahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesany ny filazana azy.[Abadona = Fandringanana]