Job 28:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nahita azy Izy ka nanambara azy; eny, nametraka ny fanorenany Izy sady namantatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nahita sy nilaza azy Izy, namorona azy sy nahatakatra ny zava-miafina ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nahita ny Fahendrena ka nanambara ny hatsarany nony avy nandinidinika azy ary koa namotopototra ny aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nahita ka nanambara azy Izy; Eny, nanorina azy Izy sady namantatra azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nahita azy Izy ka nanambara azy; eny, nametraka ny fanorenany Izy sady namantatra azy.
malagasy
Dia nahita ka nanambara azy Izy; Eny, nanorina azy Izy sady namantatra azy;Dia hoy Izy tamin'ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin'ny ratsy no fahalalana.