Job 29:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fisaoran’izay efa ho faty dia tonga tamiko ary ny fon’ny mpitondratena dia nampifaliko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fisaoran’ny olona am-bava loza nitsororoka tamiko; ny fon’ny mananotena nofenoiko hafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tamiko ny tsodranon’ny miala aina ary dia nampifalifaliako ny fon’ny mpitondratena.
Malagasy Bible 1865
Ny fisaoran'izay efa ho faty dia tonga tamiko; Ary ny fon'ny mpitondratena nampifaliko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fisaoran’izay efa ho faty dia tonga tamiko ary ny fon’ny mpitondratena dia nampifaliko.
malagasy
Ny fisaoran'izay efa ho faty dia tonga tamiko; Ary ny fon'ny mpitondratena nampifaliko.[Heb. nampihobiko]