Job 29:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ray ho an’ny malahelo aho ary ny adin’ny olona tsy fantatro aza dia nohadihadiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no rain’ny kamboty; ary nandinika tamim-pitandremana ny adin’ny olon-tsy fantatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny efa tonga ray ho an’ny mahantra aho; ary nandray an-tanana ny olan’ireo vahiny.
Malagasy Bible 1865
Efa ray ho an'ny malahelo aho, ary ny adin'ny olona tsy fantatro aza nodinihiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ray ho an’ny malahelo aho ary ny adin’ny olona tsy fantatro aza dia nohadihadiako.
malagasy
Efa ray ho an'ny malahelo aho, ary ny adin'ny olona tsy fantatro aza nodinihiko.