Job 29:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namotika ny nifin’ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notapahiko ny valanoranon’ny nanao ny tsy marina, notsoahiko ny babo efa mby am-bavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomontsaniko ny valanoranon’ny olon-dratsy hanafahako izay voagejan’ny nifiny.
Malagasy Bible 1865
Namaky ny nifin'ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namotika ny nifin’ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany.
malagasy
Namaky ny nifin'ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany