Job 29:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Eo amin’ny akaniko ihany no hialako aina ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izaho: ‹Eto amin’ny akaniko no hialako aina; ho maro toy ny fasika ny androko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho hoe: «Ato amin’ny akaniko no hialako aina toy ny feniksa ka hahamaro ny androm-piainako indray.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Eo amin'ny akaniko ihany no hialako aina, ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Eo amin’ny akaniko ihany no hialako aina ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.
malagasy
Dia hoy izaho: Eo amin'ny akaniko ihany no hialako aina, ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.