Job 29:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Raha izao moa aho no tahaka ny tamin’ireny volana lasa ireny! Dia tahaka ny tamin’ny andro niarovan’Andriamanitra ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ah, iza re no hamerina amiko ny volana taloha, dia ny andro nitsimbinan’Andriamanitra ny fiarovana ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza re no hamerina amiko indray ireny volana taloha izay niainako teo ambany fiarovan’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka ho tahaka ny tamin'ireny volana lasa ireny aho! Dia tahaka ilay tamin'ny andro niarovan'Andriamanitra ahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Raha izao moa aho no tahaka ny tamin’ireny volana lasa ireny! Dia tahaka ny tamin’ny andro niarovan’Andriamanitra ahy!
malagasy
Enga anie ka ho tahaka ny tamin'ireny volana lasa ireny aho! Dia tahaka ilay tamin'ny andro niarovan'Andriamanitra ahy!
Recommended Reading