Job 29:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihaino ahy ny olona dia niandry ka nangina tamin’ny fanolorako saina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona nihaino ahy, dia niandry, nandray tamim-panginana ny torohevitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihaino ahy tamim-panantenana ny olona, ka samy nangina teo am-pandraisana ny hevitro.
Malagasy Bible 1865
Nihaino ahy ny olona, dia niandry, ka nangina tamin'ny fanolorako saina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihaino ahy ny olona dia niandry ka nangina tamin’ny fanolorako saina izy.
malagasy
Nihaino ahy ny olona, dia niandry, ka nangina tamin'ny fanolorako saina izy.