Job 29:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nitsiky taminy aho dia tsy sahy nino izy ary tsy nisy navelany ho very ny hazavana tamin’ny tarehiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nitsiky taminy aho, tsy azony ninoana izany, fa liana loatra izy nandray izany mari-pitiavana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nisy nila ho ketraky ny hakiviana ireo, dia notolorako tsiky fampaherezana ary tsy nahamaloka ny fahazavan’ny tavako.
Malagasy Bible 1865
Raha nisy nila ho ketraka, dia mbola niseho miramirana taminy ihany ny tarehiko, ary tsy nahamaloka ny fahazavan'ny tavako ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nitsiky taminy aho dia tsy sahy nino izy ary tsy nisy navelany ho very ny hazavana tamin’ny tarehiko.
malagasy
Raha nisy nila ho ketraka, dia mbola niseho miramirana taminy ihany ny tarehiko, ary tsy nahamaloka ny fahazavan'ny tavako ireo.Nifidy ny lalan-kalehany aho ka nipetraka ho lohany, eny, nitoetra toy ny mpanjaka teo amin'ny miaramila sy toy ny mpampionona ny misaona aho.