Job 29:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nifidy ny lalana halehany aho ka nipetraka ho mpitarika azy; eny, nitoetra toy ny mpanjaka teo amin’ny miaramila sy toy ny mpampionona ny misaona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nankeo aminy aho, ahy ny fitoerana voalohany, dia mipetraka aminy eo aho, toy ny mpanjaka hodidinin’ny miaramilany, sy tahaka ny mpanafaka alahelo, eo afovoan’ny tra-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitarika azy sy nanoro lalana azy aho, ka nahavatra niara-nitoetra taminy toy ny mpanjaka milasy miaraka amin’ny tafiny na toy ny olona mampionona ny tra-pahoriana.
Malagasy Bible 1865
Nifidy ny lalan-kalehany aho ka nipetraka ho lohany, eny, nitoetra toy ny mpanjaka teo amin'ny miaramila sy toy ny mpampionona ny misaona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nifidy ny lalana halehany aho ka nipetraka ho mpitarika azy; eny, nitoetra toy ny mpanjaka teo amin’ny miaramila sy toy ny mpampionona ny misaona aho.
malagasy
Nifidy ny lalan-kalehany aho ka nipetraka ho lohany, eny, nitoetra toy ny mpanjaka teo amin'ny miaramila sy toy ny mpampionona ny misaona aho.