Job 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tahaka ny toetrako fony mbola fararanoko, raha niseho teo ambonin’ny tranolaiko ny fisakaizan’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny toetrako tamin’ny fahalehibeazako, tamin’izay namangian’Andriamanitra ahy tamim-pifankazarana tao an-daiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anatin’ny andro fanambinana aho tamin’izay ary narovan’ny fisakaizan’Andriamanitra ny fonenako,
Malagasy Bible 1865
Eny, tahaka ny toetro fony aho mbola fararano, raha niseho teo ambonin'ny laiko ny fisakaizan'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tahaka ny toetrako fony mbola fararanoko, raha niseho teo ambonin’ny tranolaiko ny fisakaizan’Andriamanitra;
malagasy
Eny, tahaka ny toetro fony aho mbola fararano, raha niseho teo ambonin'ny laiko ny fisakaizan'Andriamanitra;