Job 29:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fony mbola nomba ahy ny Tsitoha ary nanodidina ahy ny zanako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy mbola nomban’ny Tsitoha ahy, ary nitangoronan’ny zanako manodidina ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony mbola niaraka tamiko ilay Tsitoha ary nanodidina ahy ireo zanakalahiko.
Malagasy Bible 1865
Fony mbola tao amiko ny Tsitoha, Ary nanodidina ahy ny zanako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fony mbola nomba ahy ny Tsitoha ary nanodidina ahy ny zanako;
malagasy
Fony mbola tao amiko ny Tsitoha, Ary nanodidina ahy ny zanako;[Na: ny ankizilahiko]