Job 29:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fony mbola nanasa ny tongotro tamin’ny rononomandry aho ary namoaka reniranon’ny diloilo ho ahy ny vatolampy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’izay nanasako tongotra tamin’ny ronono; sy namoahan’ny vatolampy diloilo mandriaka ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay no nilomanosako tao anatin’ny harena miavosa sy nikorianan’ny diloilo ho ahy avy amin’ny vato famiazana ôliva.
Malagasy Bible 1865
Fony mbola nanasa ny tongotro tamin'ny rononomandry aho, ary ny vatolampy namoaka renirano diloilo teo amiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fony mbola nanasa ny tongotro tamin’ny rononomandry aho ary namoaka reniranon’ny diloilo ho ahy ny vatolampy!
malagasy
Fony mbola nanasa ny tongotro tamin'ny rononomandry aho, ary ny vatolampy namoaka renirano diloilo teo amiko;