Job 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia niloa-bava i Joba nanozona ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa afaka izany, dia niloa-bava i Jôba ary nanozona ny andro nahaterahany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niloa-bava ihany i Jôba tamin’ny farany ka nanozona ny andro nahaterahany.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia niloa-bava i Joba nanozona ny androny.
malagasy
[Ny fitarainan'i Joba noho ny fahoriana nanjo azy] Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny