Job 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e ary tsy niala aina raha vao nivoaka avy tany an-kibo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izay aho, ka maty hatrany am-bohoka! Toy izay aho, ka niala aina, raha vao nivoaka avy tao an-kibo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana aho no tsy maty hatrany am-bohòka, na tsy niala aina fony vao nivoaka avy tany an-kibo?
Malagasy Bible 1865
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e ary tsy niala aina raha vao nivoaka avy tany an-kibo?
malagasy
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e?