Job 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy izany dia efa nandry tamim-piadanana aho; eny, natory aho ka afa-tsasatra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy izay aho efa nandry ary niadana, efa natory sy niala sasatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka izay aho mba nilamina tany am-pasana ka nandry am-piadanana feizay
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy izany, dia efa nandry aho toy izay ka niadana, eny, natory aho ka afa-tsasatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy izany dia efa nandry tamim-piadanana aho; eny, natory aho ka afa-tsasatra
malagasy
Fa raha tsy izany, dia efa nandry aho toy izay ka niadana, eny, natory aho ka afa-tsasatra,