Job 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niaraka tamin’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainan’ny tany izay nanao ireny tanàna efa rava ireny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
miaraka amin’ireo mpanjaka sy lehiben’ny tany, izay efa nahavita fasan-dehibe ho an’ny tenany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niaraka tamin’ny mpanjaka sy ireo mpifehy ny tany izay nanangana indray ny tsangambato efa rava,
Malagasy Bible 1865
Teo amin'ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina avy amin'ny tany, izay nanao ireny tanàna efa rava,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niaraka tamin’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainan’ny tany izay nanao ireny tanàna efa rava ireny,
malagasy
Teo amin'ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina avy amin'ny tany, izay nanao ireny tanàna efa rava, [Na: namboatra][Na: fasana lehibe]