Job 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka ary fiainana ho an’izay latsaka amin’izay feno alahelo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no atao mahita masoandro ny ory, sy omena ny aina ireo vonton’ny hangidy ny fanahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no ataon’Andriamanitra mahita masoandro ny olona ory ary ataony velona ireo tototra alahelo?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an'izay latsaka amin'ny fangidiana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka ary fiainana ho an’izay latsaka amin’izay feno alahelo,
malagasy
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an'izay latsaka amin'ny fangidiana?