Job 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manantena ny fahafatesana, nefa tsy avy ny fahafatesana; katsahiny an-kafanam-po, mihoatra noho ny rakitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miandry ny fahafatesana tsy ho tonga izy sady mitady azy fatratra mihoatra noho ny harena.
Malagasy Bible 1865
Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina;
malagasy
Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina: