Job 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mialoha ny hanin-kohaniko ny fitolokoko ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitolokoko no toy ny mofoko, ary ny fitarainako migororoana toy ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, toloko hatrany no sakafo fihinako ka migororoana toy ny rano ny fidradradradrako.
Malagasy Bible 1865
Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mialoha ny hanin-kohaniko ny fitolokoko ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
malagasy
Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;