Job 3:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay atahorako no mahazo ahy ary izay angovitako no manjo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay atahorako no manjò ahy, ary izay angovitako no miantefa amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay atahorako ka mampitebiteby ahy no tanteraka sy mihatra amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay atahorako no mahazo ahy ary izay angovitako no manjo ahy.
malagasy
Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby.