Job 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fiatoana akory aza aho dia tonga indray ny tebiteby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy fianinana intsony, tsy misy fiadanana intsony, tsy misy fitsaharana intsony, fa tebiteby no nahazo ahy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manam-pitoniana na fiadanana aho, tsy misy fitsaharana fa tebiteby lava.
Malagasy Bible 1865
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fiatoana akory aza aho dia tonga indray ny tebiteby.
malagasy
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby.