Job 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izany andro izany ho maizina; aoka tsy hikaroka azy avy any ambony Andriamanitra; aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiova ho haizina anie izany andro izany, Ka tsy hiahy azy any ambony anie Andriamanitra, ary tsy hamirapiratra aminy anie ny hazavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga haizina anie izany andro izany, ka tsy hotsarovan’Andriamanitra any ambony any ary tsy hisy mazava hamiratra aminy intsony.
Malagasy Bible 1865
Izany andro izany dia aoka ho maizina, ary aoka tsy hitady azy Andriamanitra any ambony; ary aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izany andro izany ho maizina; aoka tsy hikaroka azy avy any ambony Andriamanitra; aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy!
malagasy
Izany andro izany dia aoka ho maizina, ary aoka tsy hitady azy Andriamanitra any ambony; ary aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy;