Job 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, aoka ho momba izany alina izany; aoka tsy ho velona ao ny hoby!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho efitra foana anie izany alina izany, ka tsy ho re ao ny hobin-kafaliana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho momba anie izany alina izany ka tsy handrenesam-pihobiana mihitsy!
Malagasy Bible 1865
Indro izany alina izany aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, aoka ho momba izany alina izany; aoka tsy ho velona ao ny hoby!
malagasy
Indro izany alina izany aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby;