Job 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro izay mahay mamoha ny dragona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanozona azy anie ireo izay manozona ny andro, izay mahay mamoha an’i Leviatàna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanozona azy anie ny mpanozona andro izay mahay mamoha ilay dragona lehibe!
Malagasy Bible 1865
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro izay mahay mamoha ny dragona*!
malagasy
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona;