Job 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho maizina ny kintan’ny marainany! Aoka hiandry ny mazava izy nefa tsy hisy! Ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason’ny maraina izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihamaizina anie ny kintan’ny marainanay, andrasany anie ny fahazavana nefa tsy ho tonga, ary aza mahita ny hodimason’ny maraina izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hahita ny kintan’ny maraina ka hiandry ny mazava tsy ho tonga ary koa tsy hahatsinjo akory ny fiposahan’ny mazava atsinanana!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho maizina ny kintan'ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason'ny maraina izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho maizina ny kintan’ny marainany! Aoka hiandry ny mazava izy nefa tsy hisy! Ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason’ny maraina izy!
malagasy
Aoka ho maizina ny kintan'ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason'ny maraina izy,