Job 30:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay mbola zandriko aza, dia ny zanak’ireo izay nolaviko tsy ho isan’ny amboa miandry ny ondriko akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny kosa aho, fihomehezan’ny olona tanora noho izaho, izay tsy ho noraisiko akory ny rain’izy ireo fahizany, hatao eo amin’ireo amboa miandry ny ondriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy ireo tanora kokoa noho izaho, dia ny zanak’ireo olona nolaviko tsy ho naman’ny amboa mpiandry ondriko.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay tokon-jandriko aza, dia zanak'ireo izay nolaviko tsy ho isan'ny amboa miandry ny ondriko akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay mbola zandriko aza, dia ny zanak’ireo izay nolaviko tsy ho isan’ny amboa miandry ny ondriko akory.
malagasy
Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay tokon-jandriko aza, dia zanak'ireo izay nolaviko tsy ho isan'ny amboa miandry ny ondriko akory aza.