Job 30:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny ary tsy misalasala ny handrora ny tavako izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ataony zava-betaveta aho, andosirany: tsy aviliny tsy hankamin’ny tavako ny tsipi-drorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maharikoriko azy aho ka halaviriny; ary tsy menatra ny mandrora ny tavako izy.
Malagasy Bible 1865
Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny, ary tsy menatra handrora ny tavako izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny ary tsy misalasala ny handrora ny tavako izy.
malagasy
Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny, ary tsy menatra handrora ny tavako izy.