Job 30:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria noketrahin’Andriamanitra ny kofehin’ny tsipìkako ka nampietreny aho dia tsy nisy fetrany intsony ny famelezan’ireo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaram-po foana izy manevateva ahy, tsy mahalala fetra eo anatrehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa noketrahin’Andriamanitra aho mba hangaihay, ka nahintsan’ireo olona ireo ny lamboridy izay nihazonako azy.
Malagasy Bible 1865
Fa noketrahin'Andriamanitra ny kofehiko, ka nampietreny aho; Ka dia mba nesorin'iretsy kosa teo anatrehako ny lamboridiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria noketrahin’Andriamanitra ny kofehin’ny tsipìkako ka nampietreny aho dia tsy nisy fetrany intsony ny famelezan’ireo ahy.
malagasy
Fa noketrahin'Andriamanitra ny kofehiko, ka nampietreny aho; Ka dia mba nesorin'iretsy kosa teo anatrehako ny lamboridiny.