Job 30:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitangorona eo ankavanako izy ireo ka manosika ny tongotro hibolisatra ary manandratra tovon-tany hampidirany loza amiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona tsinontsinona no mitsangana eo ankavanako, ka mitady hanosika ny tongotro, misava ny lalana hamonoana hatraty amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faikan’olona no mihahohaho eo ankavanako ka mitady hamingana handavo ahy, ary manangana tovon-tany hanatrarany ahy.
Malagasy Bible 1865
Misy androvolahy mitsangana eo ankavanako; Manosika ny tongotro hiala izy ary manandratra tovon-tany hampidirany loza amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitangorona eo ankavanako izy ireo ka manosika ny tongotro hibolisatra ary manandratra tovon-tany hampidirany loza amiko;
malagasy
Misy androvolahy mitsangana eo ankavanako; Manosika ny tongotro hiala izy ary manandratra tovon-tany hampidirany loza amiko.