Job 30:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandrava ny lalako izy ary mitady lalana hanapotehana ahy na dia tsy misy manampy azy aza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noravany ny lalako; ny handringana ahy no imasoany, izy ireo izay tsy ho nanana olo-mamonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandrava ny lalan-kalehako ireo, ary samy miady fo hamery ahy ka tsy mila ampiana akory amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Mandrava ny lalako sy manararaotra ny andravana ahy izy, nefa ny tenany tsy manan-kamonjy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandrava ny lalako izy ary mitady lalana hanapotehana ahy na dia tsy misy manampy azy aza;
malagasy
Mandrava ny lalako sy manararaotra ny andravana ahy izy, nefa ny tenany tsy manan-kamonjy,