Job 30:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
toy ny fiditra eo amin’ny banga lehibe no fiaviny ka avy ao amin’ny voarava izy no miriotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny amin’ny fefy banga be no irotsahany amiko, dia miantoraka ao amin’ny korontan-javatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fiditra amin’ny fefy banga no fibosesiny anaty korontana hamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Toy ny fiditra eo amin'ny banga lehibe no fihaviny, ka avy ao amin'ny voarava no imaonany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
toy ny fiditra eo amin’ny banga lehibe no fiaviny ka avy ao amin’ny voarava izy no miriotra.
malagasy
Toy ny fiditra eo amin'ny banga lehibe no fihaviny, ka avy ao amin'ny voarava no imaonany.[Na: Raha mbola miezinezina, dia mimaona izy]