Job 30:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitodika hamely ahy ny fampitahorana; nopaohin’ny rivotra ny voninahitro ka levona tahaka ny rahona ny famonjena ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka voasaron’ny fampahatahorana aho; ny fahafinaretako voafaoka toy ny rivotra, ny fiadanako nandalo toy ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasibatry ny fampitahorana aho, ka toy ny rivotra mipaoka ny voninahitro izany; dia nanjavona tahaka ny rahona izay mba fanantenàko handresy.
Malagasy Bible 1865
Voatodika hamely ahy ny fampitahorana: Manenjika ny voninahitro tahaka ny rivotra izy, ka levona tahaka ny rahona ny famonjena ahy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitodika hamely ahy ny fampitahorana; nopaohin’ny rivotra ny voninahitro ka levona tahaka ny rahona ny famonjena ahy.
malagasy
Voatodika hamely ahy ny fampitahorana: Manenjika ny voninahitro tahaka ny rivotra izy, ka levona tahaka ny rahona ny famonjena ahy