Job 30:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, miraraka ny aiko ato anatiko, azon’ny andro fahoriana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny ny fanahiko mihanaka toy ny rano ao anatiko, ny andron’ny fahoriana mangeja ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny miempo ato anatiko ny aiko ary mangeja ahy ny androm-pahoriana.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, raraka ato anatiko ny fanahiko. Fenjàn'ny andro fahoriana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, miraraka ny aiko ato anatiko, azon’ny andro fahoriana aho.
malagasy
Ary ankehitriny, raraka ato anatiko ny fanahiko. Fenjàn'ny andro fahoriana aho.