Job 30:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny alina dia samatsamahiny hiala amiko ny taolako ary tsy mitsahatra ireo manotahota ahy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alina misikotra ny taolako, mihinana azy: ny loza mikiky ahy tsy mitsahatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny alina mikiky ny taolako ho afaka amiko ary ny fanaintainako tsy manam-pitsaharana.
Malagasy Bible 1865
Ny alina mampahalò ny taolako ho afaka amiko, ary tsy mitsahatra ireo manotahota ahy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny alina dia samatsamahiny hiala amiko ny taolako ary tsy mitsahatra ireo manotahota ahy ireo.
malagasy
Ny alina mampahalò ny taolako ho afaka amiko, ary tsy mitsahatra ireo manotahota ahy ireo.[Heb. manindrona]